Le Vovonana Miaro ny Fanovana Miatrika ny Repoblika Vaovao (VMFR) présentera au public et aux partis politiques, une charte d’engagement en faveur du dialogue politique, le 14 octobre.
Natao Sonia, omaly, teny Antanimena, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Welthungerhilfe (WHH) sy ny BNGRC ary ny Foibe famantarana ny toetr’andro amin’ny fanamafisana tetikasa momba ny asa an-ts ...
Mivoatra manaraka ny toetrandro ny paositra malagasy. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra, tetsy Analakely, omaly. Manana anjara toerana lehibe sy mampifand ...
Fahafahana, fahalalana, nofinofy, fandraisan’andraikitra… Nifoha tao anatin’ireo mpianatry ny oniversiten’ Antananarivo ireo nandritra ny hetsika « Freedom Festival » teny an-toerana.
Namoaka ny voka-pikarohany ny Dr Rajaonson Hugues. Aminy, mitaky fandraisan’andraikitry ny fanjakana ny fanodinana ny vokatra amin’ny alalan’ny agro-indostria. Nahavita fikarohana lalina ny Dr Rajaons ...
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby.
Fotoana iray ahafahan’ny Malagasy mpandraharaha mampahafantatra ny kalitao sy ny mampiavaka ny vokatra eto amintsika ny « Salon international de l’Alimentation » (Sial) 2026. Hanamafy ihany koa ny «ma ...
Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba ny fandrindram-piterahana alefa any amin’ny faritra. Na ...
Tao anatin’ny roa herinandro, feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny “Festival Madajazzcar 2026”. Antana­narivo, Toamasina, Antsirabe, samy nandray hetsika goavana (fampisehoana, fifanakalozana, fif ...
Maty voatsatoky ny barre à mine teo amin’ny fony ny lehilahy iray, teny Ambohimangakely, afakomaly. Latsaka tampoka avy eny ambonin’ny lavaka io vy io ka nitsatoka teo amin’ny fony.
Hotanterahina atsy Co­mores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na Volley-ball lalaovina ambony fasika, sokajy U18, lahy sy ...
Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sosialy (RDS), Andrianirina Fetison. Nambarany fa mendrika sy ankasitrahina ny nanaovan’ny Prai ...