Natao Sonia, omaly, teny Antanimena, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Welthungerhilfe (WHH) sy ny BNGRC ary ny Foibe famantarana ny toetr’andro amin’ny fanamafisana tetikasa momba ny asa an-ts ...
Mivoatra manaraka ny toetrandro ny paositra malagasy. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra, tetsy Analakely, omaly. Manana anjara toerana lehibe sy mampifand ...
Namoaka ny voka-pikarohany ny Dr Rajaonson Hugues. Aminy, mitaky fandraisan’andraikitry ny fanjakana ny fanodinana ny vokatra amin’ny alalan’ny agro-indostria. Nahavita fikarohana lalina ny Dr Rajaons ...
Fahafahana, fahalalana, nofinofy, fandraisan’andraikitra… Nifoha tao anatin’ireo mpianatry ny oniversiten’ Antananarivo ireo nandritra ny hetsika « Freedom Festival » teny an-toerana.
Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sosialy (RDS), Andrianirina Fetison. Nambarany fa mendrika sy ankasitrahina ny nanaovan’ny Prai ...
« Hampahafantarina ny tanora fa tsy vitan’ny mitaky ihany ny fanaovana fa mila fihavaozana ihany koa. Rehefa mitaky dia miara-mitolona. Inona no zavatra nataonao tao anatin’ny fitolomana », hoy ny min ...
Maika amin’ny fanovana ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël. « Mahatantesa fiovana isika », hoy izy tetsy Anosy, omaly.
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby.
Fotoana iray ahafahan’ny Malagasy mpandraharaha mampahafantatra ny kalitao sy ny mampiavaka ny vokatra eto amintsika ny « Salon international de l’Alimentation » (Sial) 2026. Hanamafy ihany koa ny «ma ...
Tao anatin’ny roa herinandro, feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny “Festival Madajazzcar 2026”. Antana­narivo, Toamasina, Antsirabe, samy nandray hetsika goavana (fampisehoana, fifanakalozana, fif ...
La Toxi-infection alimentaire collective (Tiac) au Konecta a retenu l’attention des observateurs ces trois derniers jours. L’événement a connu une nouvelle tournure, avec l’implication des deux locaux ...
Hotanterahina atsy Co­mores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na Volley-ball lalaovina ambony fasika, sokajy U18, lahy sy ...